Leviticus 16:1 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary NY TOMPO niteny tamin’i Mosesy, rehefa maty izy roa lahy zanak’i Arona, tamin’izy ireo nanatona teo anatrehan’NY TOMPO ka maty.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary niteny tamin’i Môizy i Iaveh taorian’ny nahafatesan’ireo zanak’i Aarôna roa lahy, izay novonoina tamin’izy nanatona ny Tavan’i Iaveh.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Niteny tamin’i Mosesy ny TOMPO, taorian’ny nahafatesan’izy roa lahy zanak’i Aharôna, dia izy mirahalahy maty tamin’ny nanatonany hitondra ditin-kazo manitra tsy sahaza teo anatrehan’ny TOMPO.
Malagasy Bible 1865
Ary Jehovah niteny tamin'i Mosesy, rehefa maty izy roa lahy zanak'i Arona, tamin'izy nanatona teo anatrehan'i Jehovah ka maty;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary NY TOMPO niteny tamin’i Mosesy, rehefa maty izy roa lahy zanak’i Arona, tamin’izy ireo nanatona teo anatrehan’NY TOMPO ka maty.
malagasy
[Ny Andro Fanavotana] Ary Jehovah niteny tamin'i Mosesy, rehefa maty izy roa lahy zanak'i Arona, tamin'izy nanatona teo anatrehan'i Jehovah ka maty;