Leviticus 16:11 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary hampanatonin’i Arona ny vantotra ombilahy izay hatao fanatitra fanadiovana ho an’ny tenany ka hanao fanavotana ho azy sy ny ankohonany izy; hovonoiny ny vantotra ombilahy izay hatao fanatitra fanadiovana ho an’ny tenany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
«Koa hatolotr’i Aarôna ny ombalahy atao sorona noho ny ota, izay ho azy, dia hanaovany ny fanonerana ho azy sy ny ankohonany. Rehefa avy namono ny ombalahy sorona noho ny ota izy,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
«Koa hatolotr’i Aharôna izany ny ombilahy hatao sorona fanalana ny ota ho an’ny tenany; izay izy vao hanao ny fombam-pivavahana famelan-keloka ho an’ny tenany sy ny ankohonany. Rehefa avy namono ilay ombilahy i Aharôna,
Malagasy Bible 1865
Ary hampanatonin'i Arona ny vantotr'ombilahy, izay hatao fanatitra noho ny ota ho an'ny tenany, ka dia hanao fanavotana ho azy sy ny ankohonany izy, dia hovonoiny ny vantotr'ombilahy, izay hatao fanatitra noho ny ota ho an'ny tenany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary hampanatonin’i Arona ny vantotra ombilahy izay hatao fanatitra fanadiovana ho an’ny tenany ka hanao fanavotana ho azy sy ny ankohonany izy; hovonoiny ny vantotra ombilahy izay hatao fanatitra fanadiovana ho an’ny tenany.
malagasy