Leviticus 16:13 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hataony eo amin’ny afo eo anatrehan’NY TOMPO ny ditin-kazo ka hosaronan’ny setroky ny ditin-kazo ny rakotra fanaovam-panavotana izay eo ambonin’ny Vavolombelona mba tsy hahafaty azy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hataony eo ambonin’ny afo, eo anatrehan’i Iaveh ny zava-manitra, mba ho voasaron’ny setroky ny zava-manitra ny fanaovam-panavotana, eo ambonin’ny vavolombelona, mba tsy hahafaty azy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Eo anatrehan’ny TOMPO eo i Aharôna no hanisy ditin-kazo manitra eo ambonin’ny vain’afo ka hosaronan’ny setrok’izany ilay rakotra volamena eo ambonin’ny Fanekempihavanana mba tsy hahafaty an’i Aharôna.
Malagasy Bible 1865
Ary hataony eo amin'ny afo eo anatrehan'i Jehovah ny ditin-kazo, ka hosaronan'ny setroky ny ditin-kazo ny rakotra fanaovan-panavotana, izay eo ambonin'ny Vavolombelona, mba tsy hahafaty azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hataony eo amin’ny afo eo anatrehan’NY TOMPO ny ditin-kazo ka hosaronan’ny setroky ny ditin-kazo ny rakotra fanaovam-panavotana izay eo ambonin’ny Vavolombelona mba tsy hahafaty azy.
malagasy
Ary hataony eo amin'ny afo eo anatrehan'i Jehovah ny ditin-kazo, ka hosaronan'ny setroky ny ditin-kazo ny rakotra fanaovan-panavotana, izay eo ambonin'ny Vavolombelona, mba tsy hahafaty azy.