Leviticus 16:14 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia hakany ny ran’ny vantotra ombilahy ka hafafin’ny fanondrony amin’ny rakotra fanaovam-panavotana eo amin’ny lafiny atsinanana ary ny eo anoloan’ny rakotra fanaovam-panavotana dia hofafazany ny ra impito amin’ny fanondrony koa.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary hangalany ny ran’ny ombalahy, hafafin’ny rantsan-tanany amin’ny fanaovam-panavotana amin’ny lafiny atsinanana ary hafafin’ny rantsan-tanany impito eo anoloan’ny fanaovam-panavotana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia hangalany ny ran’ilay ombilahy ka hafafin’ny fanondrony eo amin’ny rakotra volamena, lafy atsinanana; ary eo anoloan’ny rakotra volamena koa dia hamafazany ra impito amin’ny fanondrony.
Malagasy Bible 1865
Dia hangalany ny ran'ny vantotr'ombilahy ka hafafin'ny fanondrony amin'ny rakotra fanaovam-panavotana eo amin'ny lafiny atsinanana; ary ny eo anoloan'ny rakotra fanaovam-panavotana koa dia hofafazany ny rà impito amin'ny fanondrony.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia hakany ny ran’ny vantotra ombilahy ka hafafin’ny fanondrony amin’ny rakotra fanaovam-panavotana eo amin’ny lafiny atsinanana ary ny eo anoloan’ny rakotra fanaovam-panavotana dia hofafazany ny ra impito amin’ny fanondrony koa.
malagasy