Leviticus 16:19 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia hofafazany ra impito amin’ny fanondrony izany ka hodioviny sy hohamasininy ho afaka amin’ny fahalotoan’ny Zanak’Israely.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
hofafazan’ny rantsan-tanany impito amin’ny ra ny eo ambonin’ny ôtely, ka hodioviny sy hohamasininy ho afaka amin’ny fahalotoan’ny zanak’i Israely.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ary hamafazany ra impito amin’ny fanondro koa ny alitara. Dia toy izany no hanadiovan’i Aharôna ny alitara ho afaka amin’ny fahalotoan’ny Israelita ka hamerenan-kasina azy indray.
Malagasy Bible 1865
Dia hofafazany ny rà impito amin'ny fanondrony izy ka hodioviny sy hohamasininy ho afaka amin'ny fahalotoan'ny Zanak'Isiraely.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia hofafazany ra impito amin’ny fanondrony izany ka hodioviny sy hohamasininy ho afaka amin’ny fahalotoan’ny Zanak’Israely.
malagasy
Dia hofafazany ny rà impito amin'ny fanondrony izy ka hodioviny sy hohamasininy ho afaka amin'ny fahalotoan'ny Zanak'Isiraely.