Leviticus 16:20 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary rehefa vitany ny fanavotana ho an’ny fitoerana masina sy ny tranolay fihaonana ary ny alitara dia hampanatoniny ilay osilahy velona.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
«Rehefa vita ny fanonerana ho an’ny fitoerana masina sy ny trano lay fihaonana ary ny ôtely, dia hateriny ny osy lahy velona;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
«Rehefa tapitra ny fombam-pivavahana fanadiovana ny Toeramasina Indrindra sy ny faritra sisa amin’ny Tranolay fihaonana ary koa ny alitara fisoronana, dia ilay osilahy mbola velona no hatolotr’i Aharôna.
Malagasy Bible 1865
Ary rehefa vitany ny fanavotana ho an'ny fitoerana masina sy ny trano-lay fihaonana ary ny alitara, dia hampanatoniny ny osilahy velona.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary rehefa vitany ny fanavotana ho an’ny fitoerana masina sy ny tranolay fihaonana ary ny alitara dia hampanatoniny ilay osilahy velona.
malagasy
Ary rehefa vitany ny fanavotana ho an'ny fitoerana masina sy ny trano-lay fihaonana ary ny alitara, dia hampanatoniny ny osilahy velona.