Leviticus 16:22 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia hoentin’ilay osilahy ho any an-tany tsy hay andehanana ny helok’izy rehetra. Halefany any an-tany efitra ilay osilahy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia hoentin’ity osy lahy amin’ny tenany ho any amin’ny tany tsy misy mponina ny otan’izy rehetra, ka halefan’ilay olona any an’efitra ny osy lahy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia hindaosin’ny osilahy ho any an-taniefitra ny helok’izy rehetra. «Rehefa voaroaka ho any an-taniefitra ilay osilahy,
Malagasy Bible 1865
Ary ho entin'ny osilahy ho any an-efitra ny helok'izy rehetra; dia halefany any ny osilahy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia hoentin’ilay osilahy ho any an-tany tsy hay andehanana ny helok’izy rehetra. Halefany any an-tany efitra ilay osilahy.
malagasy
Ary ho entin'ny osilahy ho any an-efitra ny helok'izy rehetra; dia halefany any ny osilahy.