Leviticus 16:23 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia hiditra ao amin’ny tranolay fihaonana i Arona, hanala ireo fitafiany vita amin’ny lamba rongony izay niakanjoany raha niditra ao amin’ny fitoerana masina izy ka havelany ao izany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
«Ary i Aarôna hiditra amin’izay ao an-trano lay fihaonana: havelany ny fanamiana rongony niakanjoany hoentiny miditra ao amin’ny fitoerana masina, ka rehefa voapetrany ao,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
dia hiditra ao amin’ny Tranolay fihaonana i Aharôna ka hanala sy hametraka ny fanamiana vita kiran-drongony fotsy, izay niakanjoany tamin’izy niditra tao amin’ny Toeramasina Indrindra.
Malagasy Bible 1865
Dia hiditra ao amin'ny trano-lay fihaonana Arona, ary hanala ny fitafiany rongony fotsy, izay niakanjoany raha niditra ao amin'ny fitoerana masina izy, ka hamela azy ao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia hiditra ao amin’ny tranolay fihaonana i Arona, hanala ireo fitafiany vita amin’ny lamba rongony izay niakanjoany raha niditra ao amin’ny fitoerana masina izy ka havelany ao izany.
malagasy
Dia hiditra ao amin'ny trano-lay fihaonana Arona, ary hanala ny fitafiany rongony fotsy, izay niakanjoany raha niditra ao amin'ny fitoerana masina izy, ka hamela azy ao.