Leviticus 16:25 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny jaboran’ny fanatitra fanadiovana dia hodorany ho fofona eo ambonin’ny alitara.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izay izy vao hivoaka hanolotra ny sorona dorana sy ny an’ny vahoaka, hanao ny fanonerana ho an’ny tenany sy ho an’ny vahoaka, ary hodorany hanetona eo ambonin’ny ôtely ny saboran’ny sorona noho ny ota.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary ny tavin-kenan’ireo biby natao sorona fanalana ny ota dia hodorany hanetona eo ambonin’ny alitara.
Malagasy Bible 1865
Ary ny saboran'ny fanatitra noho ny ota dia hodorany ho fofona eo ambonin'ny alitara.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny jaboran’ny fanatitra fanadiovana dia hodorany ho fofona eo ambonin’ny alitara.
malagasy
Ary ny saboran'ny fanatitra noho ny ota dia hodorany ho fofona eo ambonin'ny alitara.