Leviticus 16:26 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary ilay mandefa ny osilahy ho fanesorana tanteraka ny ota dia hanasa ny fitafiany ka handro amin’ny rano, izay vao mahazo mankeo an-toby indray.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ilay nandefa ny osy lahy ho an’i Azazela, dia hanasa fitafiana sy handro amin’ny rano aloha, vao hiditra ao an-toby.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
«Ilay lehilahy nandroaka ny osilahy ho osy mikarenjy dia hanasa fitafiana sy handro, vao mahazo miditra ny toby.
Malagasy Bible 1865
Ary ilay mandefa ny osilahy ho an'i Azazela dia hanasa fitafiana ka handro amin'ny rano, vao mahazo mankeo an-toby.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary ilay mandefa ny osilahy ho fanesorana tanteraka ny ota dia hanasa ny fitafiany ka handro amin’ny rano, izay vao mahazo mankeo an-toby indray.
malagasy
Ary ilay mandefa ny osilahy ho an'i Azazela dia hanasa fitafiana ka handro amin'ny rano, vao mahazo mankeo an-toby.