Leviticus 16:28 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary izay mandoro ireo dia hanasa ny fitafiany sy handro amin’ny rano, izay vao mahazo mankeo an-toby indray.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hanasa fitafiana sy handro amin’ny rano izay nandoro azy izy, vao hiditra ny toby.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ilay lehilahy nandoro azy dia hanasa fitafiana sy handro koa, vao hiditra ny toby.
Malagasy Bible 1865
Ary izay mandoro ireo dia hanasa fitafiana sy handro amin'ny rano, vao mahazo mankeo an-toby.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary izay mandoro ireo dia hanasa ny fitafiany sy handro amin’ny rano, izay vao mahazo mankeo an-toby indray.
malagasy
Ary izay mandoro ireo dia hanasa fitafiana sy handro amin'ny rano, vao mahazo mankeo an-toby.