Leviticus 16:29 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Izao no ho lalàna maharitra ho anareo: Amin’ny andro fahafolo amin’ny volana fahafito dia aoka hifady hanina ianareo ary tsy hanao raharaha akory, na ny tompon-tany na ny vahiny izay monina eo aminareo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
«Izao no lalàna tsy tapaka ho anareo: amin’ny volana fahafito, andro fahavalon’ny volana, hampijaly tena ianareo, sady tsy hanao taozavatra akory, na ny tompon-tany na ny vahiny mitoetra eo aminareo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
«Izao no lalàna raikitra ho anareo: Ny andro fahafolo amin’ny volana fahafito, dia aoka ianareo hifady hanina sady tsy hanao raharaha akory, na ianareo Israelita tompontany na ireo vahiny valovotaka eo aminareo.
Malagasy Bible 1865
Ary izao no ho lalàna mandrakizay ho anareo: amin'ny andro fahafolo amin'ny volana fahafito dia aoka hampahory ny tenanareo ianareo ary tsy hanao raharaha akory, na ny tompon-tany, na ny vahiny eo aminareo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Izao no ho lalàna maharitra ho anareo: Amin’ny andro fahafolo amin’ny volana fahafito dia aoka hifady hanina ianareo ary tsy hanao raharaha akory, na ny tompon-tany na ny vahiny izay monina eo aminareo.
malagasy