Leviticus 16:30 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa amin’izany andro izany no hanaovana fanavotana ho anareo hanadiovana anareo dia hadio ho afaka amin’ny fahotanareo rehetra eo anatrehan’NY TOMPO ianareo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa amin’izany andro izany no hanaovana ny fanonerana ho anareo, mba hanadiovana anareo, ka hadio ho afaka amin’ny fahotanareo rehetra, eo anatrehan’i Iaveh ianareo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa amin’io andro io no hanaovana ny fombam-pivavahana famelan-keloka mba hanadiovana anareo, ka dia hadio ho afaka amin’ny fahotana rehetra eo anatrehan’ny TOMPO ianareo.
Malagasy Bible 1865
Fa amin'izany andro izany no hanaovana fanavotana ho anareo hanadiovana anareo, ka dia hadio ho afaka amin'ny fahotanareo rehetra eo anatrehan'i Jehovah ianareo
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa amin’izany andro izany no hanaovana fanavotana ho anareo hanadiovana anareo dia hadio ho afaka amin’ny fahotanareo rehetra eo anatrehan’NY TOMPO ianareo.
malagasy
Fa amin'izany andro izany no hanaovana fanavotana ho anareo hanadiovana anareo, ka dia hadio ho afaka amin'ny fahotanareo rehetra eo anatrehan'i Jehovah ianareo