Leviticus 16:31 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ho tena andro fitsaharana ho anareo izany ka hifady hanina ianareo: Ho lalàna maharitra izany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Sabata ho anareo izany, andro fitsaharana; ary hampijaly tena ianareo. Lalàna tsy tapaka io.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ho tena andro fitsaharana sy fifadian-kanina ho anareo io andro io. Lalàna raikitra izany.
Malagasy Bible 1865
Ho tena andro fitsaharana ho anareo izany, ka hampahory ny tenanareo ianareo: ho lalàna mandrakizay izany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ho tena andro fitsaharana ho anareo izany ka hifady hanina ianareo: Ho lalàna maharitra izany.
malagasy
Ho tena andro fitsaharana ho anareo izany, ka hampahory ny tenanareo ianareo: ho lalàna mandrakizay izany.