Leviticus 16:34 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ho lalàna maharitra ho anareo izany, hanaovana fanavotana ho an’ny Zanak’Israely indray mandeha isan-taona hahafahany amin’ny fahotany rehetra. Dia nataon’i Arona araka izay efa nandidian’NY TOMPO an’i Mosesy izany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Lalàna tsy tapaka ho anareo izao: hatao indray mandeha isan-taona ny fanonerana ho an’ny zanak’i Israely noho ny fahotany.» Dia nataon’ny olona izay nandidian’i Iaveh an’i Môizy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
«Lalàna raikitra ho anareo izany, mba hahazoana, indray mandeha isan-taona, ny famelana ny heloka rehetra ho an’ny Israelita.» Dia araka izay zavatra nandidian’ny TOMPO an’i Mosesy no nataon’i Aharôna.
Malagasy Bible 1865
Ary ho lalàna mandrakizay ho anareo izany, hanaovana fanavotana ho an'ny Zanak'Isiraely indray mandeha isan-taona hahafahany amin'ny fahotany rehetra. Dia nataon'i Arona araka izay efa nandidian'i Jehovah an'i Mosesy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ho lalàna maharitra ho anareo izany, hanaovana fanavotana ho an’ny Zanak’Israely indray mandeha isan-taona hahafahany amin’ny fahotany rehetra. Dia nataon’i Arona araka izay efa nandidian’NY TOMPO an’i Mosesy izany.
malagasy