Leviticus 16:5 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary ny fiangonan’ny Zanak’Israely dia handraisany osilahy roa hatao fanatitra fanadiovana sy ondrilahy iray hatao fanatitra dorana manontolo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Handray osy lahy hatao sorona noho ny ota izy sy ondralahy iray hatao sorona dorana avy amin’ny fiangonan’ny zanak’i Israely.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny Fiangonan’ny Israelita tsivakivolo dia handraisany osilahy roa hatao sorona fanalana ny ota sy ondrilahy iray hatao sorona dorana manontolo.
Malagasy Bible 1865
Ary ny fiangonan'ny Zanak'Isiraely, dia handraisany osilahy roa hatao fanatitra noho ny ota sy ondrilahy izay hatao fanatitra dorana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary ny fiangonan’ny Zanak’Israely dia handraisany osilahy roa hatao fanatitra fanadiovana sy ondrilahy iray hatao fanatitra dorana manontolo.
malagasy
Ary ny fiangonan'ny Zanak'Isiraely, dia handraisany osilahy roa hatao fanatitra noho ny ota sy ondrilahy izay hatao fanatitra dorana.