Leviticus 16:7 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary halainy ny osilahy roa ka hapetrany eo anatrehan’NY TOMPO, eo anoloan’ny varavaran’ny tranolay fihaonana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Raha efa izany, halainy ny osy lahy roa, ka hapetrany eo anatrehan’i Iaveh, eo amin’ny varavarana fidirana amin’ny trano lay fihaonana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Halainy koa ny osilahy roa ka hapetrany eo anatrehan’ny TOMPO, eo anoloan’ny varavaran’ny Tranolay fihaonana.
Malagasy Bible 1865
Ary dia halainy koa ny osilahy roa ka hapetrany eo anatrehan'i Jehovah, eo anoloan'ny varavaran'ny trano-lay fihaonana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary halainy ny osilahy roa ka hapetrany eo anatrehan’NY TOMPO, eo anoloan’ny varavaran’ny tranolay fihaonana*.
malagasy
Ary dia halainy koa ny osilahy roa ka hapetrany eo anatrehan'i Jehovah, eo anoloan'ny varavaran'ny trano-lay fihaonana.