Leviticus 16:8 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia hanaovan’i Arona antsapaka ny osilahy roa: Ny voatsapaka iray dia ho an’NY TOMPO ary ny voatsapaka iray kosa dia ho an’i Azazela.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia hanaovany loka ireo: ny loka iray ho an’i Iaveh ary ny loka iray ho an’i Azazela.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia hataon’i Aharôna antsapaka ireo osilahy ireo mba hahafantarana izay osilahy ho an’ny TOMPO sy izay osilahy ho osy mikarenjy.
Malagasy Bible 1865
Dia hanaovan'i Arona filokana ny osilahy roa: ny loka anankiray ho an'i Jehovah, ary ny loka anankiray ho an'i Azazela.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia hanaovan’i Arona antsapaka ny osilahy roa: Ny voatsapaka iray dia ho an’NY TOMPO ary ny voatsapaka iray kosa dia ho an’i Azazela.
malagasy
Dia hanaovan'i Arona filokana ny osilahy roa: ny loka anankiray ho an'i Jehovah, ary ny loka anankiray ho an'i Azazela.