Leviticus 16:9 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary hampanatonin’i Arona ny osilahy izay niharan’ny antsapaka ho an’NY TOMPO ka hataony fanatitra fanadiovana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hampanatonin’i Aarôna ny osy lahy iray niharan’ny loka ho an’i Iaveh, ka hatolony ho sorona noho ny ota.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary hatolotr’i Aharôna ny osilahy voatendrin’ny antsapaka ho an’ny TOMPO, ka hataony sorona fanalana ny ota.
Malagasy Bible 1865
Ary hampanatonin'i Arona ny osilahy izay niharan'ny filokana ho an'i Jehovah ka hataony fanatitra noho ny ota.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary hampanatonin’i Arona ny osilahy izay niharan’ny antsapaka ho an’NY TOMPO ka hataony fanatitra fanadiovana.
malagasy
Ary hampanatonin'i Arona ny osilahy izay niharan'ny filokana ho an'i Jehovah ka hataony fanatitra noho ny ota.