Leviticus 17:12 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Koa izany no nilazako tamin’ny Zanak’Israely hoe: Aza misy mihinan-dra ianareo na ny vahiny izay monina eo aminareo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izany no nilazako tamin’ny zanak’i Israely hoe: Aza misy mihinan-dra ianareo, ary ny vahiny mitoetra eo aminareo aza misy mihinan-dra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Koa izany no nilazako tamin’ny Israelita hoe: ‹Aza misy mihinan-dra, na ianareo na ny vahiny valovotaka eo aminareo›.
Malagasy Bible 1865
Koa izany no nilazako tamin'ny Zanak'Isiraely hoe: Aza misy mihinan-drà, na ianareo, na ny vahiny eo aminareo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Koa izany no nilazako tamin’ny Zanak’Israely hoe: Aza misy mihinan-dra ianareo na ny vahiny izay monina eo aminareo.
malagasy
Koa izany no nilazako tamin'ny Zanak'Isiraely hoe: Aza misy mihinan-drà, na ianareo, na ny vahiny eo aminareo.