Leviticus 17:13 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Na iza na iza amin’ny Zanak’Israely na amin’ny vahiny eo aminy no mihaza ka mahazo biby na vorona izay fihinana, dia hararany amin’ny tany ny rany ka hototofany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Na zovy na zovy amin’ny taranak’i Israely, na amin’ny vahiny mitoetra eo afovoany, mihaza ka mahazo biby na vorona fihinana, dia hararany ny ra, sy hototofany tany,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
«Na iza na iza, Israelita na vahiny valovotaka eo aminy, mihaza ka mahazo biby na vorona fihinana, dia hararany amin’ny tany ny rany ka hototofany vovoka.
Malagasy Bible 1865
Na iza na iza amin'ny Zanak'Isiraely, na amin'ny vahiny eo aminy, no mihaza ka mahazo biby na vorona izay fihinana, dia haidiny amin'ny tany ny ràny ka hototofany;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Na iza na iza amin’ny Zanak’Israely na amin’ny vahiny eo aminy no mihaza ka mahazo biby na vorona izay fihinana, dia hararany amin’ny tany ny rany ka hototofany.
malagasy
Na iza na iza amin'ny Zanak'Isiraely, na amin'ny vahiny eo aminy, no mihaza ka mahazo biby na vorona izay fihinana, dia haidiny amin'ny tany ny ràny ka hototofany;