Leviticus 17:16 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa raha tsy manasa ny fitafiany sy mandro izy dia ho meloka.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa raha tsy manasa ny fitafiany sy ny tenany izy, dia hivesatra ny otany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa raha tsy manasa fitafiana sy mandro izy, dia itambesaran-keloka.»
Malagasy Bible 1865
Fa raha tsy manasa fitafiana sy mandro izy, dia ho meloka.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa raha tsy manasa ny fitafiany sy mandro izy dia ho meloka.
malagasy
Fa raha tsy manasa fitafiana sy mandro izy, dia ho meloka.