Leviticus 17:2 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Mitenena amin’i Arona sy ireo zanany ary ny Zanak’Israely rehetra hoe: Izao no didy nomen’NY TOMPO:
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Mitenena ianao amin’i Aarôna sy ny zanany ary ny zanak’i Israely rehetra. Lazao aminy hoe: Izao ny didin’i Iaveh:
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
mba hamepetra an’i Aharôna sy ny zanany ary ny Israelita hoe: «Izao no zavatra nandidian’ny TOMPO:
Malagasy Bible 1865
Mitenena amin'i Arona sy ny zanany ary ny Zanak'Isiraely rehetra hoe: Izao no nandidian'i Jehovah:
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Mitenena amin’i Arona sy ireo zanany ary ny Zanak’Israely rehetra hoe: Izao no didy nomen’NY TOMPO:
malagasy
Mitenena amin'i Arona sy ny zanany ary ny Zanak'Isiraely rehetra hoe: Izao no nandidian'i Jehovah: