Leviticus 17:3 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Na iza na iza amin’ny taranak’Israely no mamono omby na zanak’ondry na osy, na eo an-toby na any ivelan’ny toby,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Na zovy na zovy amin’ny taranak’i Israely mamono omby na ondry na osy, ao an-toby na any ivelan’ny toby,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Na iza na iza Israelita mamono omby na ondry na osy, ao anatin’ny toby any ivelan’ny toby,
Malagasy Bible 1865
Na iza na iza amin'ny taranak'Isiraely no mamono omby, na zanak'ondry, na osy, na eo an-toby, na any ivelan'ny toby,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Na iza na iza amin’ny taranak’Israely no mamono omby na zanak’ondry na osy, na eo an-toby na any ivelan’ny toby,
malagasy
Na iza na iza amin'ny taranak'Isiraely no mamono omby, na zanak'ondry, na osy, na eo an-toby, na any ivelan'ny toby,