Leviticus 17:5 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Araka izany dia hoentin’ny Zanak’Israely ho an’NY TOMPO eo anoloan’ny varavaran’ny tranolay fihaonana ho amin’ny mpisorona ny zavatra vonoiny ho fanatitra izay famonony tany an-tsaha; dia hateriny ho fanati-pihavanana ho an’NY TOMPO izany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
mba tsy ho eny an-tsaha no hamonoan’ny zanak’i Israely ny zavatra vonoiny, fa hoentiny amin’ny mpisorona, eo anatrehan’i Iaveh, ao anoloan’ny varavaran’ny trano lay fihaonana, hateriny ho sorona fihavanana amin’i Iaveh.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Amin’izay, dia tsy ho eny an-tsaha intsony no hamonoan’ny Israelita ny biby vonoiny; fa an’ny TOMPO ireny biby ireny ka dia hoentin’ny Israelita ho amin’ny mpisorona, eo anoloan’ny varavaran’ny Tranolay fihaonana, mba hatolotra ho sorom-pihavanana amin’ny TOMPO.
Malagasy Bible 1865
mba ho entin'ny Zanak'isiraely ho an'i Jehovah eo anoloan'ny varavaran'ny trano-lay fihaonana, ho amin'ny mpisorona, ny zavatra vonoiny ho fanatitra, izay famonony tany an-tsaha; ary dia hateriny ho fanati-pihavanana ho an'i Jehovah izany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Araka izany dia hoentin’ny Zanak’Israely ho an’NY TOMPO eo anoloan’ny varavaran’ny tranolay fihaonana ho amin’ny mpisorona ny zavatra vonoiny ho fanatitra izay famonony tany an-tsaha; dia hateriny ho fanati-pihavanana ho an’NY TOMPO izany.
malagasy