Leviticus 17:8 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary lazao aminy hoe: Na iza na iza amin’ny taranak’Israely na amin’ny vahiny izay monina eo aminareo no manolotra fanatitra dorana manontolo na fanatitra hafa alatsa-dra
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izao koa no lazao amin’izy ireo: Na zovy na zovy amin’ny taranak’i Israely na amin’ny vahiny mitoetra eo afovoany hanatitra sorona dorana na fanatitra,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
«Na iza na iza, Israelita na vahiny valovotaka eo aminy, manolotra biby hatao sorona dorana manontolo na sorona hafa,
Malagasy Bible 1865
Ary lazao aminy hoe: Na iza na iza amin'ny taranak'Isiraely, na amin'ny vahiny eo aminareo, no manatitra fanatitra dorana, na fanatitra hafa alatsa-drà,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary lazao aminy hoe: Na iza na iza amin’ny taranak’Israely na amin’ny vahiny izay monina eo aminareo no manolotra fanatitra dorana manontolo na fanatitra hafa alatsa-dra
malagasy
Ary lazao aminy hoe: Na iza na iza amin'ny taranak'Isiraely, na amin'ny vahiny eo aminareo, no manatitra fanatitra dorana, na fanatitra hafa alatsa-drà,