Leviticus 17:9 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ka tsy mitondra azy ho eo anoloan’ny varavaran’ny tranolay fihaonana hanatitra azy ho an’NY TOMPO dia hesorina tsy ho amin’ny fireneny.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ka tsy mitondra ny sorona eo anoloan’ny varavaran’ny trano lay fihaonana, hatolotra ho sorona ho an’i Iaveh, dia hofongorana amin’ny fireneny izany olona izany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ka tsy mitondra azy eo anoloan’ny varavaran’ny Tranolay fihaonana mba hatolotra ho an’ny TOMPO, dia hofongorana tsy ho anisan’ny vahoaka israelita izy.
Malagasy Bible 1865
ka tsy mitondra azy ho eo anoloan'ny varavaran'ny trano-lay fihaonana hanatitra azy ho an'i Jehovah, dia hofongorana tsy ho amin'ny fireneny.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ka tsy mitondra azy ho eo anoloan’ny varavaran’ny tranolay fihaonana hanatitra azy ho an’NY TOMPO dia hesorina tsy ho amin’ny fireneny.
malagasy
ka tsy mitondra azy ho eo anoloan'ny varavaran'ny trano-lay fihaonana hanatitra azy ho an'i Jehovah, dia hofongorana tsy ho amin'ny fireneny.