Leviticus 18:10 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Aza mandry amin’ny zanakavavin’ny zanakao lahy na ny zanakavavin’ny zanakao vavy; fa avy aminao no niavian’izy roa.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Aza manokatra ny fitanjahan’ny zanaka vavin’ny zanakao lahy na ny zanaka vavin’ny zanakao vavy, fa fitanjahanao izany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
«Aza miray amin’ny zafinao vavy, nateraky ny zanakalahinao na ny zanakavavinao, fa manala baràka anao izany.
Malagasy Bible 1865
Aza mandry amin'ny zanakavavin'ny zanakao-lahy, na ny zanakavavin'ny zanakao-vavy; fa avy aminao no nihavian'izy roa.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Aza mandry amin’ny zanakavavin’ny zanakao lahy na ny zanakavavin’ny zanakao vavy; fa avy aminao no niavian’izy roa.
malagasy
Aza mandry amin'ny zanakavavin'ny zanakao-lahy, na ny zanakavavin'ny zanakao-vavy; fa avy aminao no nihavian'izy roa.