Leviticus 18:11 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Aza mandry amin’ny zanakavavin’ny renikelinao izay teraky ny rainao; fa anabavinao izy; aza mandry aminy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Aza manokatra ny fitanjahan’ny zanaka vavin’ny vadin-drainao natera-drainao, fa anabavinao izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
«Aza miray amin’ny zanakavavin’ny renikelinao, satria anabavinao izy noho ny rainao manjary rainy.
Malagasy Bible 1865
Aza mandry amin'ny zanakavavin'ny renikelinao, izay teraky ny rainao; fa anabavinao izy; aza mandry aminy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Aza mandry amin’ny zanakavavin’ny renikelinao izay teraky ny rainao; fa anabavinao izy; aza mandry aminy.
malagasy
Aza mandry amin'ny zanakavavin'ny renikelinao, izay teraky ny rainao; fa anabavinao izy; aza mandry aminy.