Leviticus 18:12 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Aza mandry amin’ny anabavin-drainao fa havan-drainao akaiky izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Aza manokatra ny fitanjahan’ny anabavin-drainao, fa nofon-drainao izany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
«Aza miray amin’ny anabavin-drainao, satria havan-drainao akaiky dia akaiky izy.
Malagasy Bible 1865
Aza mandry amin'ny anabavin-drainao; fa havan-drainao akaiky izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Aza mandry amin’ny anabavin-drainao fa havan-drainao akaiky izy.
malagasy
Aza mandry amin'ny anabavin-drainao; fa havan-drainao akaiky izy.