Leviticus 18:13 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Aza mandry amin’ny rahavavin-dreninao fa havan-dreninao akaiky izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Aza manokatra ny fitanjahan’ny rahavavin-dreninao, fa nofon-dreninao izany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
«Aza miray amin’ny rahavavin-dreninao, satria havan-dreninao akaiky dia akaiky izy.
Malagasy Bible 1865
Aza mandry amin'ny rahavavin-dreninao; fa havan-dreninao akaiky izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Aza mandry amin’ny rahavavin-dreninao fa havan-dreninao akaiky izy.
malagasy
Aza mandry amin'ny rahavavin-dreninao; fa havan-dreninao akaiky izy.