Leviticus 18:14 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Aza mandry amin’izay nandrian’ny rahalahin-drainao; aza mila ny vadiny fa vadin’ny rahalahin-drainao izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Aza manokatra ny fitanjahan’ny rahalahin-drainao amin’ny fakàna ny vadiny, fa anabavin-drainao izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
«Aza alaim-baràka ny rahalahin-drainao noho ny firaisanao amin’ny vadiny, izay nenitoanao.
Malagasy Bible 1865
Aza mandry amin'izay nandrian'ny rahalahin-drainao; aza mila ny vadiny fa vadin'ny rahalahin-drainao izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Aza mandry amin’izay nandrian’ny rahalahin-drainao; aza mila ny vadiny fa vadin’ny rahalahin-drainao izy.
malagasy
Aza mandry amin'izay nandrian'ny rahalahin-drainao; aza mila ny vadiny fa vadin'ny rahalahin-drainao izy.