Leviticus 18:15 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Aza mandry amin’ny vinantovavinao fa vadin’ny zanakao lahy izy, koa aza mandry aminy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Aza manokatra ny fitanjahan’ny vinanto vavinao, fa vadin-janakao izy. Aza manokatra ny fitanjahany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
«Aza miray amin’ny vinantovavinao, fa vadin’ny zanakalahinao izy.
Malagasy Bible 1865
Aza mandry amin'ny vinantovavinao; fa vadin'ny zanakao-lahy izy, koa aza mandry aminy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Aza mandry amin’ny vinantovavinao fa vadin’ny zanakao lahy izy, koa aza mandry aminy.
malagasy
Aza mandry amin'ny vinantovavinao; fa vadin'ny zanakao-lahy izy, koa aza mandry aminy.