Leviticus 18:16 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Aza mandry amin’ny vadin’ny rahalahinao fa nandrian’ny rahalahinao izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Aza manokatra ny fitanjahan’ny vadin-drahalahinao, fa fitanjahan’ny rahalahinao izany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
«Aza miray amin’ny vadin-drahalahinao, fa manala baràka ny rahalahinao izany.
Malagasy Bible 1865
Aza mandry amin'ny vadin-drahalahinao; fa nandrian'ny rahalahinao izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Aza mandry amin’ny vadin’ny rahalahinao fa nandrian’ny rahalahinao izy.
malagasy
Aza mandry amin'ny vadin-drahalahinao; fa nandrian'ny rahalahinao izy.