Leviticus 18:17 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Aza mandry amin’ny vehivavy sy ny zanany vavy; aza maka ny zanakavavin’ny zanany lahy na ny zanakavavin’ny zanany vavy, handry aminy; havany akaiky ireo ka fahavetavetana izany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Aza manokatra ny fitanjahan’ny vehivavy aman-janany vavy, aza maka ny zanaka vavin’ny zanany lahy, na ny zanaka vavin’ny zanany vavy, mba hanokatra ny fitanjahany, fa mpihavana akaiky izy, ka mahameloka.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
«Aza miray amin’ny vehivavy anankiray no sady hiray amin’ny zananivavy na koa hiray amin’ny zafikeliny vavy, nateraky ny zananilahy na zananivavy, satria mpihavana akaiky ilay vehivavy sy ny zanaka aman-jafiny ka firaisana mampifamotitra izany.
Malagasy Bible 1865
Aza mandry amin'ny vehivavy sy ny zananivavy; aza maka ny zanakavavin'ny zananilahy, na ny zanakavavin'ny zananivavy, handry aminy; havany akaiky ireo, ka fahavetavetana izany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Aza mandry amin’ny vehivavy sy ny zanany vavy; aza maka ny zanakavavin’ny zanany lahy na ny zanakavavin’ny zanany vavy, handry aminy; havany akaiky ireo ka fahavetavetana izany.
malagasy
Aza mandry amin'ny vehivavy sy ny zananivavy; aza maka ny zanakavavin'ny zananilahy, na ny zanakavavin'ny zananivavy, handry aminy; havany akaiky ireo, ka fahavetavetana izany.