Leviticus 18:19 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Aza mila vehivavy mararin’ny fadimbolany handry aminy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Aza manatom-behivavy mandritra ny fahalotoam-padim-bolany mba hanokatra ny fitanjahany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
«Aza mila vehivavy mbola voaloto n’ny fadimbolany mba hiray aminy.
Malagasy Bible 1865
Ary aza mila vehivavy mararin'ny fadim-bolany handry aminy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Aza mila vehivavy mararin’ny fadimbolany handry aminy.
malagasy
Ary aza mila vehivavy mararin'ny fadim-bolany handry aminy.