Leviticus 18:20 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Aza mandry amin’ny vadin’ny namanao, handoto ny tenanao aminy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Aza mikambana amin’ny vadin’ny namanao, handoto tena aminy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
«Aza miray amin’ny vadin’olona mpiray firenena aminao, satria ho voaloton’izany ianao.
Malagasy Bible 1865
Ary aza mandry amin'ny vadin'ny namanao, handoto ny tenanao aminy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Aza mandry amin’ny vadin’ny namanao, handoto ny tenanao aminy.
malagasy
Ary aza mandry amin'ny vadin'ny namanao, handoto ny tenanao aminy.