Leviticus 18:23 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Aza mandry amin’ny biby handoto ny tenanao aminy; aoka tsy hisy vehivavy hanaiky handrian’ny biby; fa zavatra fady indrindra izany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Aza mandry amin’ny biby handoto tena aminy. Aoka ny vehivavy tsy hijanona eo anoloan’ny biby handoto tena aminy, fa zava-mahamenatra izany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
«Aza miray amin’ny biby, satria ho voaloton’izany ianao; ary aoka tsy hisy vehivavy hety hiray amin’ny biby, fa zava-mamoafady indrindra izany.
Malagasy Bible 1865
Ary aza mandry amin'ny biby handoto ny tenanao aminy; ary aoka tsy hisy vehivavy hety handrian'ny biby; fa zavatra fady indrindra izany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Aza mandry amin’ny biby handoto ny tenanao aminy; aoka tsy hisy vehivavy hanaiky handrian’ny biby; fa zavatra fady indrindra izany.
malagasy
Ary aza mandry amin'ny biby handoto ny tenanao aminy; ary aoka tsy hisy vehivavy hety handrian'ny biby; fa zavatra fady indrindra izany.