Leviticus 18:24 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Aza mandoto ny tenanareo amin’izany zavatra izany akory fa ny Jentilisa izay efa horoahiko eo anoloanareo no nandoto ny tenany tamin’ireo rehetra ireo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Aza mandoto tena amin’ireo zavatra ireo, na dia iray aza, fa tamin’ireo no nandoto tena ny firenena horoahiko eo anoloanareo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
«Aza misy andotoanareo tena ireo zavatra ireo; fa tamin’ireo no nandoto tena ny hafa firenena izay efa horoahiko eo anoloanareo.
Malagasy Bible 1865
Aza mandoto ny tenanareo amin'izany zavatra izany akory; fa izany rehetra izany no nandotoan'ny jentilisa ny tenany, izay efa horoahiko eo anoloanareo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Aza mandoto ny tenanareo amin’izany zavatra izany akory fa ny Jentilisa* izay efa horoahiko eo anoloanareo no nandoto ny tenany tamin’ireo rehetra ireo.
malagasy
Aza mandoto ny tenanareo amin'izany zavatra izany akory; fa izany rehetra izany no nandotoan'ny jentilisa ny tenany, izay efa horoahiko eo anoloanareo.