Leviticus 18:25 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Maloto ny tany noho izany ka hamaly azy Aho noho ny helony, ary haloan’ny tany ny mponina ao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Voaloto ny tany, ka hovaliako ny helony, ary haloan’ny tany ny mponina eo aminy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Voaloto mbamin’ny tany aza, ka novaliako ny helony ary naloany ny mponina teo aminy.
Malagasy Bible 1865
Ary efa maloto ny tany, ka dia hamaly azy Aho noho ny helony, ary haloan'ny tany ny mponina eo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Maloto ny tany noho izany ka hamaly azy Aho noho ny helony, ary haloan’ny tany ny mponina ao.
malagasy
Ary efa maloto ny tany, ka dia hamaly azy Aho noho ny helony, ary haloan'ny tany ny mponina eo.