Leviticus 18:26 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa mitandrema ny didiko sy ny fitsipiko ianareo koa aza misy ataonareo izany fahavetavetana izany, na ny tompon-tany na ny vahiny izay monina eo aminareo;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa ianareo kosa hitandrina ny lalàna amam-pitsipiko, ka tsy hanao amin’ireo fahavetavetana ireo, na dia iray aza, na ianareo tompon-tany na ny vahiny mitoetra eo afovoanareo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
«Noho izany, ianareo Israelita tompontany na vahiny valovotaka eo aminy, dia tandremo ny lalànako amam-pitsipiko, ka aza misy atao ireo zava-mamoafady ireo.
Malagasy Bible 1865
Fa mitandrema ny didiko sy ny fitsipiko ianareo, ka aza misy ataonareo izany fahavetavetana izany, na ny tompon-tany, na ny vahiny eo aminareo
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa mitandrema ny didiko sy ny fitsipiko ianareo koa aza misy ataonareo izany fahavetavetana izany, na ny tompon-tany na ny vahiny izay monina eo aminareo;
malagasy
Fa mitandrema ny didiko sy ny fitsipiko ianareo, ka aza misy ataonareo izany fahavetavetana izany, na ny tompon-tany, na ny vahiny eo aminareo