Leviticus 18:27 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
fa izany fahavetavetana rehetra izany no nataon’ny tompon-tany izay talohanareo ka naloto ny tany,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa ireo fahavetavetana rehetra ireo, no nataon’ny olon’izany tany izany, izay nonina tao talohanareo, ka izany no nahaloto ny tany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fanaon’ny olona talohanareo tao amin’ny tany Kanahana ireo, ka dia naloto ny tany.
Malagasy Bible 1865
(fa izany fahavetavetana rehetra izany no nataon'ny tompon-tany izay talohanareo, ka dia naloto ny tany),
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
fa izany fahavetavetana rehetra izany no nataon’ny tompon-tany izay talohanareo ka naloto ny tany,
malagasy
(fa izany fahavetavetana rehetra izany no nataon'ny tompon-tany izay talohanareo, ka dia naloto ny tany),