Leviticus 18:28 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
mba tsy handotoanareo ny tany ka tsy handoavany anareo, tahaka ny nandoavany ny firenena izay talohanareo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary ianareo tsy mba haloan’ny tany amin’ny fandotoana azy, toy ny nandoavany an’ireo firenena izay tao talohanareo;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Aza lotoinareo indray ny tany mba tsy handoavany anareo tahaka ny efa nandoavany an’ireo firenena izay tao talohanareo.
Malagasy Bible 1865
mba tsy handotoanareo ny tany ka tsy handoavany anareo, tahaka ny nandoavany ny firenena izay talohanareo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
mba tsy handotoanareo ny tany ka tsy handoavany anareo, tahaka ny nandoavany ny firenena izay talohanareo.
malagasy