Leviticus 18:29 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa izay rehetra manatanteraka izany fahavetavetana izany na dia iray aza dia hesorina tsy ho amin’ny fireneny.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
satria hofongorana amin’ny fireneny izay rehetra manao ireo fahavetavetana ireo, na dia iray aza.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hofongorana tsy ho anisan’ny vahoaka israelita manko izay rehetra manao amin’ireo zava-mamoafady ireo.
Malagasy Bible 1865
Fa izay rehetra manao izany fahavetavetana izany na dia iray aza dia hofongorana tsy ho amin'ny fireneny.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa izay rehetra manatanteraka izany fahavetavetana izany na dia iray aza dia hesorina tsy ho amin’ny fireneny.
malagasy
Fa izay rehetra manao izany fahavetavetana izany na dia iray aza dia hofongorana tsy ho amin'ny fireneny.Koa dia tandremo izay asaiko tandremana, mba tsy hisy hataonareo akory izany fanao vetaveta izany, izay nataon'ny olona talohanareo, ka aza mandoto ny tenanareo amin'izany: Izaho no Jehovah Andriamanitrareo.