Leviticus 18:3 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Aza manao ny fanaon’ny tany Ejipta izay nonenanareo; aza manao ny fanaon’ny tany Kanana izay ampidirako anareo ary aza manaraka ny fombany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Aza manao toy ny ataon’ny any amin’ny tany Ejipta izay nonenanareo, ary aza manao toy ny ataon’ny any amin’ny tany Kanaana, izay hitondrako anareo; aza manaraka ny lalàn’ireny ianareo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Aza manao araka ny fanaon’i Ejipta izay tany nonenanareo; aza manao araka ny fanaon’i Kanahàna izay tany efa hampidirako anareo; ary aza manaraka ny lalànan’ireny firenena ireny ianareo.
Malagasy Bible 1865
Aza manao araka ny fanaon'ny tany Egypta, izay nonenanareo; ary aza manao araka ny fanaon'ny tany Kanana, izay ampidirako anareo, ary aza manaraka ny fombany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Aza manao ny fanaon’ny tany Ejipta izay nonenanareo; aza manao ny fanaon’ny tany Kanana izay ampidirako anareo ary aza manaraka ny fombany.
malagasy
Aza manao araka ny fanaon'ny tany Egypta, izay nonenanareo; ary aza manao araka ny fanaon'ny tany Kanana, izay ampidirako anareo, ary aza manaraka ny fombany.