Leviticus 18:4 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny fitsipiko no hotanterahinareo ary ny didiko no hotandremanareo, harahinareo izany. Izaho no TOMPO Andriamanitrareo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny fitsipiko no harahinareo, ary ny lalàko no hotandremanareo, ka harahinareo izany, fa Izaho no Iaveh Andriamanitrareo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny fitsipiko no tanteraho, ary ny lalànako no imasoy harahina. Izaho no TOMPO Andriamanitrareo.
Malagasy Bible 1865
Ny fitsipiko no harahinareo, ary ny didiko no hotandremanareo, hanarahanareo azy: Izaho no Jehovah Andriamanitrareo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny fitsipiko no hotanterahinareo ary ny didiko no hotandremanareo, harahinareo izany. Izaho no TOMPO Andriamanitrareo.
malagasy
Ny fitsipiko no harahinareo, ary ny didiko no hotandremanareo, hanarahanareo azy: Izaho no Jehovah Andriamanitrareo.