Leviticus 18:5 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tandremo ny didiko sy ny fitsipiko; fa raha mahatandrina izany ny olona dia ho velona amin’izany izy. Izaho no TOMPO.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tandremo ny lalàna aman-pitsipiko, fa ny olona manaraka izany, no ho velona amin’izany. Izaho no Iaveh.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
«Tandremo ny lalàna amam-pitsipiko; fa izay manatanteraka izany, dia ho velona amin’izany. Izaho no TOMPO.
Malagasy Bible 1865
Ary tandremo ny didiko sy ny fitsipiko; fa raha mahatandrina izany ny olona, dia ho velona amin'izany izy: Izaho no Jehovah.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tandremo ny didiko sy ny fitsipiko; fa raha mahatandrina izany ny olona dia ho velona amin’izany izy. Izaho no TOMPO.
malagasy
Ary tandremo ny didiko sy ny fitsipiko; fa raha mahatandrina izany ny olona, dia ho velona amin'izany izy: Izaho no Jehovah.