Leviticus 18:6 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Aoka tsy hisy handry amin’izay havany akaiky ianareo: Izaho no TOMPO.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Aza misy manatom-behivavy, havany akaiky, mba hanokatra ny fitanjahany. Izaho no Iaveh.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
«Aoka tsy hisy lehilahy israelita hila vehivavy havany akaiky dia akaiky mba hiray aminy. Izaho no TOMPO.
Malagasy Bible 1865
Aza misy mila izay havany akaiky handry aminy ianareo: Izaho. no Jehovah.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Aoka tsy hisy handry amin’izay havany akaiky ianareo: Izaho no TOMPO.
malagasy
Aza misy mila izay havany akaiky handry aminy ianareo: Izaho. no Jehovah.