Leviticus 18:7 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Aza mandry amin’izay nandrian’ny rainao fa reninao izy koa aza mandry aminy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Aza manokatra ny fitanjahan-drainao, na ny fitanjahan-dreninao, fa reninao izy, ka aza manokatra ny fitanjahany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
«Aza miray amin’ny reninao ianao, fa manala baràka ny rainao izany; reninao izy ka aza ifoteranao.
Malagasy Bible 1865
Aza mandry amin'izay nandrian'ny rainao; fa reninao izy, ka aza mandry aminy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Aza mandry amin’izay nandrian’ny rainao fa reninao izy koa aza mandry aminy.
malagasy
Aza mandry amin'izay nandrian'ny rainao; fa reninao izy, ka aza mandry aminy.