Leviticus 18:8 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Aza mandry amin’ny renikelinao fa nandrian’ny rainao izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Aza manokatra ny fitanjahan-drenikelinao, fa fitanjahan-drainao izany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
«Aza miray amin’ny renikelinao fa manala baràka ny rainao izany.
Malagasy Bible 1865
Aza mandry amin'ny renikelinao; fa nandrian'ny rainao izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Aza mandry amin’ny renikelinao fa nandrian’ny rainao izy.
malagasy
Aza mandry amin'ny renikelinao; fa nandrian'ny rainao izy.